Autres

FORMATION PRATIQUE EN COMMUNICATION

Antananarivo, Madagascar 28/01/2014 Réf. 43068

Aucune photo disponible

Description

. Formation iray andro, tena PRATIQUE hamoahana ny : ny "personnalités", "qualités", ary ny tsara indrindra avy any @ tsirairay. Hanomezana ihany koa ireo teknika tsara indrindra sady mahomby @ fampitana hafatra
Ho anao izay mbola te handroso na te hampiroborobo ny orinasanao, na ianao manomana entretient, na ianao manana diplôma nefa tsy mahay pratique ka te hahay haneho hevitra sy mandresy lahatra, na ianao saro-kenatra.
FALDA Antanimena, 12000Ar tout compris (support de formation + suivi)
Tél 033 09 236 85