Rencontre

Mivarotra karaoké

Antananarivo, Madagascar 24/01/2014 Réf. 42960

Aucune photo disponible

Description

Mivarotra hira karaoké mandeha amin'ny ordi. Misy hira taloha na vaovao azonao isafidianana. Misy izay gadona rehetra tadiavinao ihany koa. Afaka mivarotra ambongadiny, na mandeha tsirairay, araka izay ilainao.
Antsoy ny 033 02 389 99 na 034 02 389 99