Emploi offre

Mitady Mpampianatra

ANTANANARIVO, Madagascar 23/01/2014 Réf. 42924

Aucune photo disponible

Description

Mitady mpampianatra taranja Malagasy , kilasy faha-4 , manana traikefa eo @ fanabeazana sy alalana ahazoana mampianatra.
Antsoy ny laharana: 034 01 073 30 hanomezana anao ny andinindinin'ny toerana hanateranao ny antontan-taratasy momba anao (CV + LM)