Dernières nouvelles :
Les dirigeants mondiaux se réunissent pour discuter des plans d'action climatiques Découverte archéologique majeure dans la région de Toliary Économie malgache : croissance de 4,2% au premier trimestre Festival Donia : record de visiteurs à Nosy-Be cette année Nouvelle route nationale reliant Fianarantsoa à Toliara La chanteuse Rossy en tournée mondiale en 2026 Prix internationaux pour la vanille de Madagascar Les dirigeants mondiaux se réunissent pour discuter des plans d'action climatiques Découverte archéologique majeure dans la région de Toliary Économie malgache : croissance de 4,2% au premier trimestre Festival Donia : record de visiteurs à Nosy-Be cette année Nouvelle route nationale reliant Fianarantsoa à Toliara La chanteuse Rossy en tournée mondiale en 2026 Prix internationaux pour la vanille de Madagascar
Rencontre

Mitady gasy mipetraka France afaka manao avis d'imposition

Antananarivo, Madagascar 16/01/2014 Réf. 42656

Aucune photo disponible

Description


Misy zandriko mila Avis d'imposition 2012 teo, izy efa nody aty Mada dia efa tsy nahazo tsony. Saody mba misy reo mpanao taratasy sandoka kay afaka manao ho anazy? Na mba mety misy afaka mba manoro hoe otran'iza.

Tena zavatra important be reto ty saody mba misy afaka manoro tsika ato fa nisy marokana zay nproposer anazy oe 50€ ny manao azy nefa nony ho atao dia zahay ndray no anontaniany oe inona sy inona avy moa no tokony atao ao. Dia tsy te hiditra amin'io marokana io izy fa tsy mahay akory io.

Dia mitady mihitsy zay olona mipetraka any France, nahazo avis d'impot sur les revenus 2012 mahita tsara oe ohatraniza mba afaka hanao raha mba mety e. Apetrako ihany ny mailko au cas où misy afaka manampy. hanitrarakoto980 ( at ) yahoo . fr

ilay mail ho an'izay afaka manao na olona eto Mada aza fa mahalala oe ohatran'iza ny avis farany teo.

Misaotra indrindra