Emploi offre

mitady lehilahy mahay mécanique

Paris, France 14/12/2013 Réf. 41624

Aucune photo disponible

Description

Mitady maika lehilahy mahay momban'ny mécanique automobile sy moto.
Ny asa atao dia mandrava sy maka pièces détachées eny amin'ny casse,
Ny karama dia 7euros de l'heure,
Tsy miasa isan'andro fa mila jerevana miaraka ny fotoana hiasana.
Mila olona matotra sy vonona tsara
Raha mahaliana anao dia manorata ao amin'ny hani150678@gmail.com