Rencontre

ARNAQUE DURKEY HECTOR

Antananarivo, Madagascar 04/11/2013 Réf. 40238

Description

HO ANTSIKA VEHIVAVY TANDREMO
Ianao zay manana contact @DURKEY HECTOR dia mitandrema fa ARNAQUE 100% io na GKMJ na Badoo ary karazana site maro,milaza fa mikaraka ny taratasinao ivoka any Londre izy, milaza fa veuve de manana zanaka vavy kely Ashley « slt moi on m'appelle durkey hector je suis veuf je veux une femme qui va me marier et qui va m'aimer je vis à londres au royaume-unis en europe si tu voudrais…. » dia misy mail an’i Ambassade tonga ao @ mail anao nefa ARNAQUE be io.