Emploi offre

Mitady mpitendry Clavier

Antananarivo, Madagascar 18/10/2013 Réf. 39595

Aucune photo disponible

Description

Mitady mpitendry clavier mahay sy maha fehy ny hira ankapobeny (jazz, variété, ba gasy, sns…) :

- Matotra may miaraka sy vonona hitondra équipe
- Tia mihaino hira gospel sy hira mpivavahana.
- Manana fotoana malalaka ny sabotsy sy alahady.

Raha lina inao dia alefaso ny momba momba anao sy expériences efa anananao.

Karama izay ifanarahana.