Immobilier

Location

Tana, Tana 19/09/2013 Réf. 38506

Aucune photo disponible

Description

Mitady maika, trano hofaina 3/4 efitra. Jirama mitokana. tsara raha misy garage na tokotany ipetrahan'ny fiara.
faritra: Ambatomaro, Ankadindramamy, Ampasapito, Nanisana, Avaradoha sy izay manodidina akaiky.
Tsara raha tompony avy hatrany fa tsy mpanera.
T?l.: 0320793799