Maison

Mitady trano hovidina

antananarivo, Madagascar 04/09/2013 Réf. 37913

Aucune photo disponible

Description

Mitady trano na tany maika amorondalana (1er plan) azo hanaovana varotra na cybert eo @ 50m2 --- 100m2 eo, tsy dia mifidy toerana fa mba ville fotsiny. Taratasy aradalana sy mazava tsara (titré, borné)
alefaso ato raha misy: tsioryravaoja@yahoo.fr na miantso 032 04 101 91 na 34 20 101 91.
misaotra mialoha.