Emploi offre
cherche nounou interne
Description
Mitady mpitaiza zaza, efa matotra, madio tsara, mahay milalao sy mikarakara ankizy. Tsaratsara raha
* mahazo sy miteny frantsay.
* manana traikefa
Karama mahafapo. Kilasy mandry.
* mahazo sy miteny frantsay.
* manana traikefa
Karama mahafapo. Kilasy mandry.