Immobilier

Mitady trano ahofa

antananarivo, madagascar 22/08/2013 Réf. 37448

Aucune photo disponible

Description

Bonjour o!
Mitady trano ahofa aho, tsy centre ville, anaovy proposition dinihiko,trano tsy dia lehibe satria izaho irery,1 chambre +living dia mety avec douche wc interne,tsy dia surface be loatra,par contre mila tokontany malalaka aho (clôturé).