Emploi offre

Mitady cuisinier mpanao gargotte

Antanananrivo, Madagascar 21/08/2013 Réf. 37417

Aucune photo disponible

Description

Izahay dia mitady olona manana traikefa @ resaka fanaovana gargotte. (mahandro sy mivarotra)

- olona mahay mahandro sakafo isakarazany (sambosa + vary/loka + nem + composé + hamburger + fritte

+ lasopy + maskita + mofo akondro + ....

- olona madio sy mahay mivarotra ary manintona olona

- olona mahay mitanatana sy mihazona tsena.

- olona vonona ny hitady vola

- olona mahay miteny malagasy tsara


=> Efa vonona doly ny fitaovana rehetra @ zany

=> alefaso ny mombamomba anao rehetra zay mety (ohatra: sary, karama, CV,...)