Maison

Cherche maison à louer

Antananarivo, Madagascar 09/08/2013 Réf. 37014

Aucune photo disponible

Description

Mitady trano hofaina, efitra 2, misy jiro sy rano, wc sy douche, Mahamasina, Ampefiloha, Tsaralalàna, tsy dia lavitra ny centre ville. 100 000 Ar na 150 000 Ar.

Tsy mila mpanera.

Antsoy 032 07 562 89