Autres

Location de sonorisation

Antananarivo, Madagascar 30/07/2013 Réf. 36580

Description

Ho antsika mikasa anao lanonana na fety ka mitady fanamafisam-peo toy ny micros, baffles, tables, ampli, guitars, clavier, battérie sns…
Izahay dia mampanofa fanamafisam-peo miaraka na tsia amin’ny fitaovana fitendrena amin’ny vidiny mirary, koa aza misalasala manontany raha misy manitikitika na fanontaniana tiana apetraka fa vonona anome fahafam-po ho anareo izahay