Immobilier

Terrain a vendre

Toamasina, Madagascar 20/07/2013 Réf. 36245

Aucune photo disponible

Description

Tany amidy, sur RN5 à 26 KM de Toamasina + 10 minutes à la pirogue miala RN5, amorona rano mamy, cadre exotique, efa vita karatany, Tena tsara atao fitsangatsanganana.

Surface: 10450 m2, misy partie azo anaovana tanimbary na dobontrondro.
Ireto avy zavatra ao anatiny :

- 3 tranotantely efa feno reniny sy akaniny ary efa tamàna tsara, ary mbola afaka mamandrika koa ianao, satria misy tantely ilay toerana.
- 2 dobo (traditionel) efa misy trondro, ary misy toerana azo anaovana dobo moderne
- 1 dobo nasina amalona 30 mahery.
- 30 mahery fototra voanio (mbola madinika sy salantsalany, efa misy mamoa)
- 40 mahery fototra letchis (mbola madinika sy salantsalany)
- sy ny zavamaniry hafa toy ny manga, corossol, voasary,mananasy, filao, kininina sns…

PRIX : 55.000.000 - FMG
CONTACT : 0330745705 / 0348038312
Mail: tsiriva@gmail.com