Emploi offre

mitady mpanampy

antananarivo, madagascar 10/07/2013 Réf. 35863

Aucune photo disponible

Description

Olona 2 mpivady mitady mpanampy, efa za draharaha, matotra,mahandro sy manasa lamba ian ,
Kilasy mody na matory arakaraka izay mety ! karama ara drariny tsara ! mifampitondra toy ny mpihavana fa tsisy an kanavaka , karama mitombo raha mahafapo , sakafo izay laniny.
Antsoy ary ny 0336154758 raha mila fanazavana fanampiny