Rencontre

mitady namana ho tiavina sy ho tia

Antananarivo, Madagascar 21/06/2013 Réf. 35206

Aucune photo disponible

Description

Vehivavy tsotra,zarazara fihodirana, 30 taona mahery…mitady namana….sila-panahy matotra sy vonona…hitia ahy sy ho tiaviko amin’ny heriko,ny vatako, ny foko, sy ny fitiavako manontolo …mandrakizay….
Izaho dia vehivavy nisarabady ara dalàna manana zanaka iray efa folo taona
Antsoy aminin ny finday: 033 20 190 95