Rencontre
mitady vady
Aucune photo disponible
Description
JH 26 ans mirefy 1m50 cadre,fotsy fihodirana, tsy mifoka, tsy misotro. kristiana,
mitady vehivavy, mpivavaka FFKM, vononana tena hiroso @ fanambadina efa miasa matotra ary tsara fitondran-tena. ty no mail-ko nfenomanana@yahoo.fr