Immobilier

MITADY TRANO SY TANY MAIKA

Antananarivo, madagascar 22/05/2013 Réf. 34137

Aucune photo disponible

Description

MITADY MAIKA

-TANY ETO AM VILLE EFA AZO ANORENANA
- TRANO ETO AM VILLE KOA (40M à 60M ariary ny vidiny)
- TANY 50 HA TSY DIA LAVITRA NY VILLE (tsy misaratsaraka fa mitambatra tsara)

tsy mila mpanelanelana raha azo atao
alefaso am email ny proposition sy ny sary ary ny sarany dia izahay no miantso anareo!

tena maika be!!!