Immobilier

MITADY

tan-ville, madagascar 22/04/2013 Réf. 33266

Aucune photo disponible

Description

Mitady tany 150m² hatramin'ny 300m² , tany ara-dalana (titré-borné) manodidina ny : andraisoro-ampanotokana-mahazo-ambatomaro-ambohimahitsy-ambohimangakely, prix : 150 000 fmg/M² , tsy mila mpaniera fa tompony avy hatrany.