Emploi offre

CHERCHE EQUIPE COMPLET

Antananarivo, Madagascar 30/03/2013 Réf. 32470

Aucune photo disponible

Description

Karaoké ao 67 Ha dia mitady olona hiasa hanao kilasy mandry, ka ireto avy izany:

- 01 cuisinier
- 02 serveuses (18-25 ans)
- 01 agent de sécurité (lava, matanjaka,tsy misotro toaka)

Marihina fa ny olona tadiavina dia matotra tsara, efa-za-draharaha, ary efa niasa avokoa.

Antsoy maika ny numéro: 033.72.095.30 na 034.12.832.43