Bonnes Affaires

Fivarorana katsaka,(Demarche maïs en tonage au rurale de vatomandry)

tamatave, malgache 18/03/2013 Réf. 32033

Aucune photo disponible

Description

Misy katsaka en tonne maromaro any ambanivohitran'i Vatomandry ka mitady mpividy sy fiara matanjaka mahatanty lalandrasy,lalana mandritra ny 3 heur eo ho eo miala any vatomandry . Ka raha vonona ianareo iazay hividy dia antsoy ny tel 033 40 301 34 na mail raalaraalai@ymail.com.
Misy ihany koa ny tany azo ifampiraharahana mba ambolena katsaka amion'io toerana io ihany.Ka mila sponsore amboly amin'io toerana midadasika io.
Misaotra