Rencontre

Fiarahana matotra

antananarivo, Madagascar 07/03/2013 Réf. 31690

Aucune photo disponible

Description

lehilahy 31 ans,1m58, matotra mitady tovovavy 18 à 33 ans hiaraka amiko hanorina fitiavana tena matotra! raha liana enao dia aza misalasala manoratra amiko de mifampiresaka tsara! de préference tovovavy eto Antananarivo! de aza hadino ny manome ny mombanao physiquement! misaotra mialoha ary!