Emploi demande

Formation Travail sur Internet

Antananarive, Madagascar 21/02/2013 Réf. 31260

Aucune photo disponible

Description

Andiany manaraka 23 février 2013 :
- Fampianarana Asa amin'ny "INTERNET (Blogger)" mandritra ny adiny 5 (5 Heures), "SPECIAL SAMEDI"

Zavatra ianarana :
- Technique de création blog (votre lieu de travail) + Technique de référencement logique.
- Technique d'utilisation Adsense.
- Technique d'utilisation Amazon.

- Azo antoka !!
- Asa matotra!!
- Tsy Arnaque !!
- Na tsy manana "Connexion" ao an-trano aza ianao, afaka miasa any amin\'ny cyber rehefa vita ny "Formation"
- Vola miditra = 100 - 400€ isam-bolana (Raha tena miasa ianao dia mahazo miaotra alavitra noho io)
- Ny fomba fandraisana ny vola azo antoka (Paypal, Chèque, Western Union),iantohanay ny fahatongavan'ny volanao

Fahaizana ilaina :
- Rehefa mahay mijery "Internet" ianao dia efa mety.
- Ary mahay "Base Bureautique" kely

> Toerana ianarana : Itaosy.
> Sarany tsy miova : 20 000 ariary
> Voafetra be ny toerana (Mila misoratra anarana mialoha)

Fidirana manaraka : 23 février 2013

>> Raha mila fanazavana fanampiny,na isoratra anarana dia aza misalasala miantso mivantana ny :
034 98 199 89 (Mr Aina).

http://www.facebook.com/serapide
http://m.facebook.com/serapide