Bonnes Affaires

TANY AMIDY MIARAKA AMIN'NY TRANO

tananarive, madagascar 17/02/2013 Réf. 31100

Aucune photo disponible

Description

tany sy trano amidy amoron-dalana eny Ivato ambohijanahary, ka ny tany dia mirefy 850m² ka misy trano 3 samy hafa eo amboniny: trano iray izay miaraka @tsena amorondalana indrindra, trano faharoa izay misy efitra 3 (toilette sy douche) ary ny trano fatelo dia en cours de finition.
rahatoa ka mety aminao dia antsoy ny 034 47 177 33