Auto-Moto

allumage semi

tananarive, madagascar 28/01/2013 Réf. 30467

Description

allumage semi electronique
mety am fiara rehetra mbola mampiasa visplatine io systeme io
tsy pique intsony ny visplatine rehefa mampiasa azy
tsy mampiasa condensateur intsony
miha matanjaka ny fiara nefa mihena ny consommation
(izany hoe lasa souple ny allumage)
peugeot renault citroen fiat mazda golf vols etc
0341661153