Loisirs

Mitady Mpanoratra....

Majunga, Madagasikara 23/01/2013 Réf. 30314

Aucune photo disponible

Description

Miaraba anao MPANORATRA mahita ity antso ity aho
Vitako soratra ny tantarany Fiainako.
Mitady olona mahay manoratra aho MBA hanamboatra
ny ankapobeny......satria mila olona manana ny
teknika raha tiana ho tsara ny tantara aseho.

Raha tianao dia Valio mail aho fa fiaraha miasa
@ olona tena MPANORATRA no tediaviko.
Maika ity antso ity
Mandrapiresaka

Maite